Fanampiana amin’ny fandalinana
Torolalana fanovozan-kevitra momba ny Baiboly Masina


Torolalana fanovozan-kevitra momba ny Baiboly Masina

Misy fizarana roa ny Baiboly: ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao. Ny Testamenta Taloha dia rakitsoratra masina mitahiry ny fifandraisan’Andriamanitra tamin’ny vahoakan’ny fanekempihavanany tany amin’ny Tany Masina. Ahitana ny fampianaran’ireo mpaminany toa an’i Mosesy, i Josoa, i Isaia, i Jeremia, ary i Daniela izany. Ny Testamenta Vaovao dia mirakitra ny fahaterahan’ny Mpamonjy, ny asa fanompoany teto an-tany, ny Sorompanavotany, ary ny Fitsanganany tamin’ny maty. Mifarana amin’ny asa fanompoan’ireo Apôstôlin’ny Mpamonjy izany.

Ity torolalana ity dia ahitana toko sy andinin-tsoratra masina tena manampy ao amin’ny Baiboly izay nosokajiana ao anatin’ireto lohateny manaraka ireto:

  • Ny Andriamanitra

  • Ireo lohahevitra mikasika ny filazantsara

  • Olona

  • Toerana

  • Ireo trangan-javatra

Raha mila zavatra hafa fanampiny hoenti-manampy amin’ny fandalinana, dia jereo ny Torolalana ho an’ny Soratra masina, izay navoaka niaraka tamin’ny Bokin’i Môrmôna, ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana, ary ny Voahangy Lafo Vidy.

Ny Andriamanitra

Ireo lohahevitra mikasika ny filazantsara

Olona

Toerana

Jereo koa ireo sarintany sy sary aorian’ity torolalana fanovozan-kevitra ho an’ny Baiboly ity.

Ireo trangan-javatra